Developer: Wycliff e.V. (5)
Price: Free
Rankings: 0 
Reviews: 0 Write a Review
Lists: 0 + 0
Points: 0 + 0 ¡
App Store

Description

Baiboly Betsileo
Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.

Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.

Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo zaraina ny "application."

Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Betsileo ity.
Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo.
Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.
more ↓

What's new

  • Version: 1.0.1
  • Updated:
  • Nohavaozina ny kisary fampiharana.

Price History

  • Today: Free
  • Minimum: Free
  • Maximum: Free
Track prices

Developer

Points

0 ☹️

Rankings

0 ☹️

Lists

0 ☹️

Reviews

Be the first to review 🌟

Additional Information

«Baiboly Betsileo» is a Education app for iOS, developed by «Wycliff e.V.». It was first released on and last updated on . This app is currently free. This app has not yet received any ratings or reviews on AppAgg. Available languages: English, Malagasy. AppAgg continuously tracks the price history, ratings, and user feedback for «Baiboly Betsileo». Subscribe to this app or follow its RSS feed to get notified about future discounts or updates.
Baiboly BetsileoBaiboly Betsileo Short URL: Copied!
  • 🌟 Share
  • App Store

You may also like

    • Baiboly Sihanaka
    • iOS Apps: Education  By: Wycliff e.V.
    • Free  
    • Lists: 0 + 0  Rankings: 0  Reviews: 0
    • Points: 0 + 1 (5.0)  Version: 1.0.2   Ity Baiboly ity dia natao dikanteny manakaiky ny fon ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin ny faritra ...
        ⥯ 
    • Baiboly Tsimihety
    • iOS Apps: Education  By: Wycliff e.V.
    • Free  
    • Lists: 0 + 0  Rankings: 0  Reviews: 0
    • Points: 0 + 0  Version: 1.0.1   Ity Baiboly ity dia natao dikanteny manakaiky ny fon ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin ny faritra ...
        ⥯ 
    • Baiboly Betsimisaraka Atsimo
    • iOS Apps: Education  By: Wycliff e.V.
    • Free  
    • Lists: 0 + 0  Rankings: 0  Reviews: 0
    • Points: 0 + 0  Version: 1.0   Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita. Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon ny olona. Natao hanamora ny ...
        ⥯ 
    • Baiboly Antefasy
    • iOS Apps: Education  By: Wycliff e.V.
    • Free  
    • Lists: 0 + 0  Rankings: 0  Reviews: 0
    • Points: 0 + 0  Version: 1.0   Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita. Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon ny olona. Natao hanamora ny ...
        ⥯ 

You may also like

Search operators you can use with AppAgg
Add to AppAgg
AppAgg
Start using AppAgg. It’s 100% Free!
Sign Up
Sign In